\v 17 Manomboko zao dia aoka tsy hoisy hankalaifaka zaho, fao mitondra reo marik'i Jesôsy eo amin'ny vatagnanaha zaho. \v 18 Hoamin'ny fagnahinareo anie ny fahasoavagnan'i Jesôsy Kristy Tompontsika, ry rahalahy. Amena.