xmw_gal_text_ulb/06/14.txt

1 line
476 B
Plaintext

\v 14 Kanaifa tsy hipoairapoaira na afiriagna na afiriagna koa tsy amin'ny kakazofijaliagnan'i Jesôsy Kristy Tompontsika anie zaho, zay nagnomboagna ny izao tontolo izao taminaha, ary zaho koa tao amin'izaotontolo izao. \v 15 Fa ny famoràgna na ny tsy famoràgna dia samby tsisy dikany, fao ny fianagna vaovao no misy dikany. \v 16 Hon-jareo jiaby zay miaigny araka zany fomba zany, dia ho amin-jareo anie ny fiadanagna ndraiky famindaram-po, na amin'Israelin-Jagnahary aby.