xmw_gal_text_ulb/05/16.txt

1 line
367 B
Plaintext

\v 16 Fao hoy zaho, mandihiana araka ny Fagnahy dia tsy hahatantairaka zay filagnan'ny nôfotro areo. \v 17 Fao manohitry ny Fagnahy ny filagnan'ny nofotro, ary manohitry ny filagnan'ny nôfotro ny fagniriagnan'ny Fagnahy. Fao mifanohitry zareo, mbô tsy hahafahanareo magnano zay raha tiànareo.\v 18 Fao raha tarihin'ny Fagnahy areo dia tsy ho ambanin'ny lalàgna.