xmw_gal_text_ulb/05/05.txt

1 line
417 B
Plaintext

\v 5 Fao amin'ny alalan'ny Fagnahy, amin'ny finoagna, no handigniasantsik fatatra ny fanantenagna ny fahamarinagna.\v 6 Ao amin'ny Kisty Jesôsy dia tsy midika na ino na ino na voafaora na tsy voafaora, fao ny finoagna miasa amin'ny fitiavagna faogna.\v 7 Fao nihazakazaka tsara areo. Zôvy no nanakagna areo amin'ny fankatoavagna ny marigny?\v 8 Zany fandresian-dahatra zany dia tsy avy aminy lehy nagnantso areo.