xmw_gal_text_ulb/05/01.txt

1 line
291 B
Plaintext

\v 1 Ho amin'ny fahafahagna no nagnafahan'i Kristy atsika. Mioraigna tsara, noho zany, aza mety ho ambanin'ny zogan'ny fagnandevozagna ndraiky. \v 2 Tô, zaho, Paoly, mivolagna aminareo fao raha magnambaila ny taignanareo ho foràgna areo, dia tsy hahatsara areo amin'ny fomba jiaby Kristy.