xmw_gal_text_ulb/03/19.txt

1 line
356 B
Plaintext

\v 19 Ino, ary, ny tanjon'ny lalagna? Nasiagna zany noho reo fandikian-dalagna, mandra-pahavian'ny tamingan'i Abrahama akeo amin'ny zay nanaovagna ny ny fampanantenagna. Ny lalagna dia natan'ny mpagnano lalagna araiky ho manan-kery tamin'ny alalan'ny anjely.\v 20 Fao ny mpagnano lalagna dia midika ologno mihoatra ny araiky, kanaifa Zagnahary dia araiky.