xmw_gal_text_ulb/03/10.txt

1 line
513 B
Plaintext

\v 10 Zareo zay miankigny amin'ny asan'ny lalagna dia eo ambanin'ny ozogno; fao voasoratra hoe: "Voahozogno zay jiaby tsy magneky ny raha jiaby voasoratra ao agnatin'ny bokin'ny lalagna, ndraiky magnano regny." \v 11 Avaïzo dia mazava fao tsisy ologno zay hamarignigny akeo agnatraihan-Jagnahary amin'ny alalan'ny lalagna, satria ny marigny dia ho velogno amin'ny finoagna. \v 12 Fao ny lalagna dia tsy araka ny finoagna, fao naifa, " Ny ologno zay magnano ny asan'ny lalagna dia tsy maintsy velogno amin-jareo."