xmw_gal_text_ulb/03/01.txt

1 line
367 B
Plaintext

\v 1 Oa Galatianina laifaka! Azovy moa mamosavy areo? Tankilanareo lasiteny no nagnaboahagna an'i Jesôsy Kristy voahombo.\v 2 Tô foagna no raha tiàko ianaragna aminareo: Nalaka ny Fagnahy tamin'ny asan'ny lalagna sa tamin'ny finoagna zay regninareo areo?\v 3 Laifaka tatôbe moa areo? Nantomboko tamin'ny Fagnahy areo, dia hifaragna amin'ny nôfotro koa avaïzo?