xmw_gal_text_ulb/02/11.txt

1 line
372 B
Plaintext

\v 11Izy koafa homby tagny Antioka i Kefasy, dia namaly azy teo amin'ny sorany zaho, satria voambara fa diso izy. \v 12Talôhan'ny nahavian'ireo lalahy avy agny amin'i Jakoba, dia teo am-pihinanagna niaraka tamin-jareo jentilisa i Kefasy. Izy koafa tonga reo lalahy reo, dia nijanogno izy avakeo niteky lavitry reo jentilisa. Natahotra reo lehy nangataka famosiragna izy.