Sun Nov 17 2019 18:02:37 GMT-0800 (Pacific Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-11-17 18:02:37 -08:00
commit f6e510f1e4
12 changed files with 27 additions and 2 deletions

1
02/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1Efatra ambin'ny fôlo tagno tato afara dia niakatra tagny Jerosalema koa zaho niaraka tamin'i Barnabasy, dia ninday i Titosy niaraka taminaha. \v 2Niakatra tagny nohon'ny fagnambaragna araiky zaho aviteo nagnambaila tamin-jareo ny vaovao maharavoravo izay ambarako eo amin-jareo jentilisa. Nivôlagna manôkagna tamin-jareo izay niminiminegny ho mavaisa-danja zaho, mbô hahazoagna toky fa tsy nilomoay_na efa nilomoay_ very maigny zaho.

1
02/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3Fa na Titosy aby, lehy niaraka taminaha no salakady Grika, dia nitiregny ho voavositry. \v 4Nitsôfotro mangingigny zareo rahalahy sandoka mbô hitsikilo fahafahagna hanagnanay akao amin'i Kristy jesôsy. Nagniry ny hampijaly zahay zareo, \v 5kanaifa tsy nety hagneky zareo na dia fotoagna hely aby zahay, mbô hibidôhan'ny fahamarignan'ny vaovao maharavoravo aminareo.

1
02/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6Fa zareo lehy niminiminegny ho mavaisa-danja( na ino na ino zareo dia tsy mampagnino zaho, zagnahary io tsy miangatra)_volagniko, areo, lehy miniminegny ho mavaisa-danja dia tsy nagnampy na ino na ino taminaha. \v 7Mifanipaka amin-jany, hitan-jareo fa nagnankignagna vaovao maharavoravo hoan-jareo lehy tsy voavôsitry zaho, tôrotro ny nagnankignagna an'i Petera ny vaovao maharavoravoa hoan-jareo lehy voavôsitry.\v 8Fa zagnahary, lehy niasa tamin'i Petera ho amin'ny maha apostôly hoan-jareo lehy voavôsitra, dia niasa tato aminaha koa hoan-jareo jentilisa.

1
02/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9I Jakoba, Kefasy, avakeo Jaona, izay hay fa agnisan-jareo nagnorigny ny fiangonagna, koafa nahay fahasoavagna lehy namegny zaho, dia nagnomia ny tagnagna ankaherin'ny fiombonagna aminaha sindraiky Barabasy zareo. Natan-jareo zany mbô hahavitanay mandaiha amin'ny jentilisa, avakeo mbô hahavitan-jareo mandaiha akagny amin'ny reo lehy voavôsitry. \v 10Nangataka fônga zareo mbô hahatsiaro ny tsy managana zahay, lehy raha taigna tiako tsabogny tokoa.

1
02/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11Izy koafa homby tagny Antioka i Kefasy, dia namaly azy teo amin'ny sorany zaho, satria voambara fa diso izy. \v 12Talôhan'ny nahavian'ireo lalahy avy agny amin'i Jakoba, dia teo am-pihinanagna niaraka tamin-jareo jentilisa i Kefasy. Izy koafa tonga reo lalahy reo, dia nijanogno izy avakeo niteky lavitry reo jentilisa. Natahotra reo lehy nangataka famosiragna izy.

1
02/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13Ny sasany tamin-jareo Jiosy koa dia nikambagna tamin-jany fiatsaram-bailatsihy zany. Na Barnabasy aby dia voavezigny lalagna niaraka tamin-jareo tami'ny fiatsara-belatsihin-jareo. \v 14Izy koa fa hitako fa tsy mizôho ny fahamarignan'ny vaovao maharavoravo ny fitondrataignan-jareo, dia nivôlagna tamin'i Kefasy teo agnivon-jareo jiaby zaho: "Izy koa jiosy anao kanaifa miaigny karaha ny jentilisa fa tsy karaha ny Jiosy, Ataonao akôry manery reo jentilisa hiaigny karaha Jiosy?"

1
02/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15Atsika dia Jiosy tamin'ny alalan'ny fahatirahagna fa tsy mpanota Jentilisa;\v 16 haintsika anaifa tsisy ôlogno hamarignin'ny asan'ny lalàgna fa amin'ny alalan'ny finoagna an'i Jesôsy Kristy. Atsika koa dia tonga tamin'ny finoagna an'i Jesôsy Kristy mbô ho hamarinigny amin'ny finoagna an'i Kristy fa tsy amin'ny asan'ny lalàna. Fa tsy hisy nôfotro hamarinigny amin'ny asan'ny lalàgna

1
02/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17Izy koa, mitsakaraka ho hamarinigny akao amin'i Kristy atsika, atsika koa, dia hita fa mpagnano raha tsy manjary, kay mampirisiky ny fahotagna moa Kristy? tonga de tsia! \v 18Fa raha manangagna ndraiky raha efa naravako talôha zaho, dia magnamarigny ny haignianaha fa mpandika lalàgna zaha. \v 19Fa tamin'ny lalàgna no nahafataisako amin'ny lalàgna, mbô ho velogno ho amin-Jagnahary zaho.

1
02/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20Nohombogny niaraka tamin'i Kristy zaho. Tsy zaho eky no velogno, fa Kristy no velogno ato aminaha. Ny fiainagna iaignako akao amin'ny nôfotro avaizo dia iaignako amin'ny finoagna ny zanaka zagnahary, lehy tia zaha ka magnome haignianazy ho nihinaha.\v 21Tsy magniliky ny fahasoavan-Jagnahary zaha, izy koa ndraiky azo amin'ny lalàgna ny fahamarinagna, dia tsisy dikany ny nahafataisan'i Kristy!

1
02/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 2

View File

@ -2,6 +2,7 @@
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
@ -13,3 +14,6 @@ If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this wor
=======
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
>>>>>>> 47b5d9a4cee88b559199660eface53114d7ded85
=======
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
>>>>>>> aac4b59cbb1c6825c298ecc35afc3cc91db3ecc5

View File

@ -35,7 +35,8 @@
"translators": [
"LAPTOP-IQHM9IOH",
"MAD104",
"MAD106"
"MAD106",
"MAD107"
],
"finished_chunks": [
"04-01",
@ -91,6 +92,16 @@
"01-15",
"01-18",
"01-21",
"front-title"
"front-title",
"02-title",
"02-01",
"02-03",
"02-06",
"02-09",
"02-11",
"02-13",
"02-15",
"02-17",
"02-20"
]
}