auto save

This commit is contained in:
MAD107 2019-10-19 05:09:36 -04:00 committed by root
parent 5a65c804dc
commit eb22857f01
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 20Nohombogny niaraka tamin'i Kristy zaho. Tsy zaho eky no velogno, fa Kristy no velogno ato aminaha. Ny fiainagna iaignako akao amin'ny nôfotro avizo dia iaignako amin'ny finoagna ny zanaka zagnahary, lehy tia zaha ka magnome haignianazy ho nihinaha.\v 21Tsy magniliky ny fahasoavan-Jagnahary zaha, izy koa ndraiky azo amin'ny lalàgna ny fahamarinagna, dia tsisy dikany ny nahafataisan'i Kristy!
\v 20Nohombogny niaraka tamin'i Kristy zaho. Tsy zaho eky no velogno, fa Kristy no velogno ato aminaha. Ny fiainagna iaignako akao amin'ny nôfotro avaizo dia iaignako amin'ny finoagna ny zanaka zagnahary, lehy tia zaha ka magnome haignianazy ho nihinaha.\v 21Tsy magniliky ny fahasoavan-Jagnahary zaha, izy koa ndraiky azo amin'ny lalàgna ny fahamarinagna, dia tsisy dikany ny nahafataisan'i Kristy!