From a705df83e6555682c46e47a500b008cae2545a89 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD104 <> Date: Tue, 22 Oct 2019 07:47:25 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 03/10.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/03/10.txt b/03/10.txt index 21e1a99..c954fe2 100644 --- a/03/10.txt +++ b/03/10.txt @@ -1 +1 @@ -\v 10 \v 11 \v 12 Zareo zay miankigny amin'ny asan'ny lalagna dia eo ambanin'ny ozogno; fao voasoratra hoe: "Voahozogno zay jiaby tsy magneky ny raha jiaby voasoratra ao agnatin'ny bokin'ny lalagna, ndraiky magnano regny." Avaïzo dia mazava fao tsisy ologno zay hamarignigny akeo agnatraihan-Jagnahary amin'ny alalan'ny lalagna, satria ny marigny dia ho velogno amin'ny finoagna. Fao ny lalagna dia tsy araka ny finoagna, fao naifa, " Ny ologno zay magnano ny asan'ny lalagna dia tsy maintsy velogno amin-jareo. \ No newline at end of file +\v 10 Zareo zay miankigny amin'ny asan'ny lalagna dia eo ambanin'ny ozogno; fao voasoratra hoe: "Voahozogno zay jiaby tsy magneky ny raha jiaby voasoratra ao agnatin'ny bokin'ny lalagna, ndraiky magnano regny." \v 11 Avaïzo dia mazava fao tsisy ologno zay hamarignigny akeo agnatraihan-Jagnahary amin'ny alalan'ny lalagna, satria ny marigny dia ho velogno amin'ny finoagna. \v 12 Fao ny lalagna dia tsy araka ny finoagna, fao naifa, " Ny ologno zay magnano ny asan'ny lalagna dia tsy maintsy velogno amin-jareo." \ No newline at end of file