auto save

This commit is contained in:
MAD104 2019-10-22 07:43:44 -04:00 committed by root
parent ce5a194c53
commit 302966c164
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Zareo zay miankigny amin'ny asan'ny lalagna dia eo ambanin'ny ozogno; fao voasoratra hoe: "Voahozogno zay jiaby tsy magneky ny raha jiaby voasoratra ao agnatin'ny bokin'ny lalagna, ndraiky magnano regny." Avaïzo dia mazava fao tsisy ologno zay hamarignigny akeo agnatraihan-Jagnahary amin'ny alalan'ny lalagna, satria ny marigny dia ho velogno amin'ny finoagna. Fao ny lalagna dia tsy araka ny finoagna, fao naifa,
\v 10 \v 11 \v 12 Zareo zay miankigny amin'ny asan'ny lalagna dia eo ambanin'ny ozogno; fao voasoratra hoe: "Voahozogno zay jiaby tsy magneky ny raha jiaby voasoratra ao agnatin'ny bokin'ny lalagna, ndraiky magnano regny." Avaïzo dia mazava fao tsisy ologno zay hamarignigny akeo agnatraihan-Jagnahary amin'ny alalan'ny lalagna, satria ny marigny dia ho velogno amin'ny finoagna. Fao ny lalagna dia tsy araka ny finoagna, fao naifa, " Ny ologno zay magnano ny asan'ny lalagna dia tsy maintsy velogno amin-jareo.