Sat Oct 19 2019 17:10:34 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-19 17:10:35 -04:00
parent c9e738060d
commit 00b0f3db25
3 changed files with 4 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 Zahavo ny hagidasan'ny soratara zay nisoroatan'ny tagnagnanaha mandeha aminareo. \v 12 Zareo zay tohohita ho tsara amin'ny nofotro no miaizaka manery areo mbô hoforàgna. Magnano zany zareo mbô hialagna amin'ny fagnenjahagna nohon'ny amin'ny kakazofijaliagnan'i Kristy. \v 13 Na zareo zay tsy voafora aby dia tsy mitandrigny ny làlagna, kanaifa tian-jareo ho foràgna areo mbô hiporaporain-jareo amin'ny nofonare.
\v 11 Zahavo ny hagidasan'ny soratara zay nisoroatan'ny tagnagnanaha mandeha aminareo. \v 12 Zareo zay tohohita ho tsara amin'ny nofotro no miaizaka manery areo mbô hoforàgna. Magnano zany zareo mbô hialagna amin'ny fagnenjahagna nohon'ny amin'ny kakazofijaliagnan'i Kristy. \v 13 Na zareo zay tsy voafora aby dia tsy mitandrigny ny làlagna, kanaifa tian-jareo ho foràgna areo mbô hiporaporain-jareo amin'ny nofotronareo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 \v 15 \v 16 Kanaifa tsy hipoairapoaira na afiriagna na afiriagna koa tsy amin'ny hazo fijaliagnan'ny Jesôsy Kristy Tompontsika aby zaho, ze nagnomboagna ny izaotontolo izao taminaha, ary zaho koa, tao amin'izaotontolo izao. Fa ny famoràgna na ny tsy famoràgna dia samby tsisy dikany, fao ny fianagna vaovao no misy dikany. Hon-jareo jiaby ze miaigny araka zany fomba zany, dia ho amin-jareo ny fiadanagna ndraiky famindaram-po, na amin'Israelin-Jagnahary aby.
\v 14 Kanaifa tsy hipoairapoaira na afiriagna na afiriagna koa tsy amin'ny hazo fijaliagnan'ny Jesôsy Kristy Tompontsika aby zaho, ze nagnomboagna ny izaotontolo izao taminaha, ary zaho koa, tao amin'izaotontolo izao. \v 15 Fa ny famoràgna na ny tsy famoràgna dia samby tsisy dikany, fao ny fianagna vaovao no misy dikany. \v 16 Hon-jareo jiaby ze miaigny araka zany fomba zany, dia ho amin-jareo ny fiadanagna ndraiky famindaram-po, na amin'Israelin-Jagnahary aby.

View File

@ -40,6 +40,7 @@
"06-01",
"06-03",
"06-06",
"06-09"
"06-09",
"06-11"
]
}