xmw_gal_text_ulb/03/04.txt

1 line
279 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

2019-10-22 09:16:39 +00:00
\v 4 Moa niaritry raha maro tamin'ny tsisy dikany moa areo fao raha taigna zava-poagna tatôbe ary zany?\v 5 Izio moa izy zay magnamia ny Fagnahy areo ndraiky magnano asa mahagaga taminareo dia magnano zany amin'ny asan'ny lalagna, sa amin'ny fitandrignaisagna amin'ny finoagna?