1 line
307 B
Plaintext
1 line
307 B
Plaintext
\v 7 Tô ny vaovao maharavoravo zay araka ny nianaranareo tamin'ny Epafra, lehy mpiara-manompo tiantsika, zay manompo mahatoky Kristy amin'ny agnarantsika. [Fagnamarihagna ambanin'ny pejy: misy dikan-teny sasany mivaky hoe: "Amin'ny agnaragna areo'] \v 8 Nambaran'ny Epafra zahay ny fitiavanareo ny Fagnahy. |