xmw_col_text_ulb/03/01.txt

1 line
619 B
Plaintext

\c 3 \v 1 Koa raha Zagnahary no nanangagna areo niaraka tamin'i Kristy, tadiavo reo raha agny ambony, zay idaohan'i Kristy eo an-tagnankavanan-Jagnahary. \v 2 Dinoho reo raha agny ambony, fao tsy reo raha eto an-tany. \v 3 Fao afa maty areo, ary ny fiainagna areo dia mivôny miaraka amin'ny Kristy ao amin-Jagnahary. \v 4 Koafa miboaka i Kristy, fiainagnareo, dia areo koa hiaraka hiboaka aminy ao aminy ao amim-bogninahitry. [Fagnamarihagna eny ambanin'ny pejy: Reo dikan-teny taloha sasany mivolagna hoe: "Koafa miboka Kristy, izay fiainagnareo, dia areo fogna koa dia hiaraka hiboaka miaraka aminy am-bogninahitry.]