xmw_col_text_ulb/02/18.txt

1 line
535 B
Plaintext

\v 18 Aza availa hoisy na zôvy na zôvy zay mila ny fanitrian-taigna ndraiky ny fideragnan'ny anjely hitsara areo kay tsy hazahoanareo ny lokanareo. Ny ologno karaha zany dia tsy miditry amin'ny raha hitany ary manjary mipoairapoaira amin'ny fisaignan'ny nôfotronazy. \v 19 Tsy mitagna ny lôhany izy. Zany dia avy amin'ny lôha zay namian-Jagnahary ny vatagna jiaby magnairagna reo vagnin-tahôlany ndraiky ny hôzany zay magnamia kay mitagna zany jiaby zany miharo; zany dia mitômbo miaraka amin'ny fampitomboagna namen-Jagnahary.