xmw_col_text_ulb/01/18.txt

1 line
567 B
Plaintext

\v 18 Izy no lohan'ny vatagna, sy ny fiangonagna. Izy no fiandohagna sy tairaka voalohany avy eo agnivon'ny reo maty, kay Izy no nanagna toeragna voalohany teo agnivon'reo raha jiaby. \v 19 Satria sitraka Zagnahary ny tôkony ny hiaignan'ny fahatsaragna jiaby ao aminy, \v 20 ary mbô hampihavagna amin'ny alalan'ny Zanaka lalahy amin'ny raha jiaby amin'ny Izy vatany. Zagnahary dia nihavagna tamin'ny alalan'ny liony kakazo fijaliagna. Zagnahary no nampihavagna ny raha jiaby tamin'ny haigniny, na ny raha jiaby eto ambonin'ny tany na reo raha jiaby agny andangitry.