xmw_col_text_ulb/01/13.txt

1 line
380 B
Plaintext

\v 13 Namonjy atsika tamin'ny fana-pahan'ny haizigny sy namindra atsika ho agny amin'ny fanjakagnan'ny Zanany lalahy tiany Izy. \v 14 Ao amin'zany lalahy no anagnantsika ny fagnavaotagna, ny famelagna reo fahotagna. [fagnamarihagna ambanin'ny pejy: misy dikan-teny sasany mivaky hoe: "Ao amin'ny Zanany no anagnantsika fagnavaotagna amin'ny liony, dia ny famelagna reo fahotagn."]