xmw_col_text_ulb/03/15.txt

1 line
556 B
Plaintext

\v 15 Aoka ny fiadagnan'i kristy hanapaka ao amin'ny fônareo. Fao ho an'zany fiadanagna zany no nagnantsaovagna areo ho haigny araiky. Ary misaora. \v 16 Aoka ny volagnan'i Kristy hitoetra maro ao aminareo. Amin'ny fahendriagna jiaby mifampianara aveo mifagnanara amin'reo salamo ndraiky fihiragna ary hira ara-pagnahy. Mihirà amin'ny fisaoragna ao amponareo ho an-Jagnahary. \v 17 Na ino na ino tsabonareo, na amin'ny volagna na amin'ny asa, ataovy amin'ny agnaran'ny Tompo Jesôsy jiaby. Magnamiaza fisaoragna ho an-Jagnahary lehy Baba amin'ny alalany.