xmw_col_text_ulb/01/11.txt

1 line
406 B
Plaintext

\v 11 Mivavaka zahay mbô hahazo ngôvo amin'ny fahaizagna jiaby areo araka ny ngôvon'ny vogninahitry amin'ny fiaraitagna ndraiky faharaitagna. \v 12 Mivavaka zahay mbô hagnamia fisaoragna Babantsika amin'ny haravoagna areo, zay nahafahanareo hanagna anjara amin'ny laovan'reo mpino amin'ny fahazavagna [Fagnamarihagna ambany pejy: misy dikan-teny sasany mivaky hoe: "Zay nahafahantsika nanagna anjara."]