xmw_col_text_ulb/01/04.txt

1 line
627 B
Plaintext

\v 4 Afa regninay ny finoagnanareo an'i Kristy Jesôsy ary ny fitiavagan zay anagnanareo ho an'zay jiaby voataokagna ho amin'ny Zagnahary. \v 5 Managna zany fitiavagna zany areo noho ny fanantenagna azo antoko nataokagna areo agny andangitry. Tandrignaisinareo ny momba io fanantenagna azo antoko io talohan'ny volagna amin'ny fahamarinagna, ny vaovao maharavoravo, \v 6 zay tonga avy aminareo. Tô vavaovao maharavoravo tô dia mitondra vokatra aveo mitombo erantany. Zany dia afa nagnano zany taminao fogna koa nanomboko tamin'ny andro naharignaisanao azy ary nianaranao ny momban'ny fahasoavan-Jagnahary ao amin'ny marigny.