Thu Oct 24 2019 12:22:17 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-24 12:22:18 -04:00
parent 85de87b0b9
commit 8625ac1aff
3 changed files with 4 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 24 \v 25 \v 26 \v 27 Avaizo zaho dia ravo amin'ny fijaliako aminareo, ary zaho dia nameno ny nôfoko zay tsy amin'reo faahoriagnan'i Kristy noho ny haigniny, dia ny fiangonagna. Noho ny fiangonagna no naha mpanompo zaho, araka ny andraikitry avy amin-Jagnahary zay namiany zaho ho areo, mbô hahatantairaka ny volagna Zagnahary. Io no marigny zay mivôny nandritry ny taogno maro sy ho amin'ny taminga. Fa avaizo dia afa niboaka zany tamin'ny reo zay mino Azy. Tamin-jareo no tian-Jagnahary nagnambaragna reo hariagnan'ny vogninahitry tô fahamarinagna mivôny tô teo agnivon'ny Jentilisa. Zany dia Kristy no ao aminao, lehy tokin'ny vogninahitry hoavy.
\v 24 Avaizo zaho dia ravo amin'ny fijaliako aminareo, ary zaho dia nameno ny nôfoko zay tsy amin'reo faahoriagnan'i Kristy noho ny haigniny, dia ny fiangonagna. \v 25 Noho ny fiangonagna no naha mpanompo zaho, araka ny andraikitry avy amin-Jagnahary zay namiany zaho ho areo, mbô hahatantairaka ny volagna Zagnahary. \v 26 Io no marigny zay mivôny nandritry ny taogno maro sy ho amin'ny taminga. Fa avaizo dia afa niboaka zany tamin'ny reo zay mino Azy. \v 27 Tamin-jareo no tian-Jagnahary nagnambaragna reo hariagnan'ny vogninahitry tô fahamarinagna mivôny tô teo agnivon'ny Jentilisa. Zany dia Kristy no ao aminao, lehy tokin'ny vogninahitry hoavy.

1
01/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28 \v 29 Dia Izy lehy nambaranay. Nagnanatra ôlogno jiaby zahay, ary na

View File

@ -44,6 +44,7 @@
"01-13",
"01-15",
"01-18",
"01-21"
"01-21",
"01-24"
]
}