diff --git a/01/24.txt b/01/24.txt index 0d80a1f..6f18275 100644 --- a/01/24.txt +++ b/01/24.txt @@ -1 +1 @@ -\v 24 \v 25 \v 26 \v 27 Avaizo zaho dia ravo amin'ny fijaliako aminareo, ary zaho dia nameno ny nôfoko zay tsy amin'reo faahoriagnan'i Kristy noho ny haigniny, dia ny fiangonagna. Noho ny fiangonagna no naha mpanompo zaho, araka ny andraikitry avy amin-Jagnahary zay namiany zaho ho anareo, mbô hahatantairaka ny volagna Zagnahary. Io no marigny zay mivôny nandritry ny taogno maro sy ho amin'ny taminga. Fa avaizo dia afa niboaka zany tamin'ny reo zay mino Azy. Tamin-jareo no tian-Jagnahary nagnambaragna reo hariagnan'ny vogninahitry tô fahamarinagna mivô \ No newline at end of file +\v 24 \v 25 \v 26 \v 27 Avaizo zaho dia ravo amin'ny fijaliako aminareo, ary zaho dia nameno ny nôfoko zay tsy amin'reo faahoriagnan'i Kristy noho ny haigniny, dia ny fiangonagna. Noho ny fiangonagna no naha mpanompo zaho, araka ny andraikitry avy amin-Jagnahary zay namiany zaho ho areo, mbô hahatantairaka ny volagna Zagnahary. Io no marigny zay mivôny nandritry ny taogno maro sy ho amin'ny taminga. Fa avaizo dia afa niboaka zany tamin'ny reo zay mino Azy. Tamin-jareo no tian-Jagnahary nagnambaragna reo hariagnan'ny vogninahitry tô fahamarinagna mivôny tô teo agnivon'ny Jentilisa. Zany dia Kristy no ao aminao, lehy tokin'ny vogninahitry hoavy. \ No newline at end of file