auto save

This commit is contained in:
MAD104 2019-10-24 04:32:17 -04:00 committed by root
parent d5df194683
commit 4c53795a03
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 20 \v 22 Koa maty niaraka tamin'i Kristy areo tamin'ny toaitran'izao tontolo zao, nagnino ary areo no miaigny karaha ny voatery amin'ny tany: "Aza mompôdy, aza magnandragna, ary aza mikasiky" ? Zany raha jiaby zany dia ho an'ny fahalôvagna,\v 21 araka ny torolalagna ndraiky ny fampianaran'olombelogno.\v 23 Regny fitsipiky regny dia managna fahendren'ny fomba fivavahagna, ny fanitrian-taigna zay natan'ny taignany manôkagna ary ny famphoriagna ny vatagna. Fao zareo dia tsy manan-danja amin'ny fanohairagna ny fandifairagna ny filagnan'ny nôfotro.
\v 20 Koa maty niaraka tamin'i Kristy areo tamin'ny toaitran'izao tontolo zao, nagnino ary areo no miaigny karaha ny voatery amin'ny tany: \v 21 "Aza mompôdy, aza magnandragna, ary aza mikasiky" ? \v 22 Zany raha jiaby zany dia ho an'ny fahalôvagna, araka ny torolalagna ndraiky ny fampianaran'olombelogno.\v 23 Regny fitsipiky regny dia managna fahendren'ny fomba fivavahagna, ny fanitrian-taigna zay natan'ny taignany manôkagna ary ny famphoriagna ny vatagna. Fao zareo dia tsy manan-danja amin'ny fanohairagna ny fandifairagna ny filagnan'ny nôfotro.