Sun Nov 17 2019 17:50:05 GMT-0800 (Pacific Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-11-17 17:50:06 -08:00
commit 1ad3991ad3
12 changed files with 26 additions and 2 deletions

1
02/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Fao tiàko ho hainareo ny halabiazan'ny tôlogno natako ho anareo, ho an-jareo akagny Laodikia, ndraiky hoan-jareo maro mbôla tsy nahita ny sôrako tamin'ny nôfotro.\v 2 Miasa zaho mbô hankahery ny fôn-jareo amin'ny fampiraisagna zareo miaraka akao amin'ny fitiàvagna ndraiky ny hariagna jiaby amin'ny fahaizagna azo antoka, ho amin'ny fahaizagna ny fahamarinagna mivônin-Jagnahary, zany hoe, i Kristy.\v 3 Akao Aminazy ny hariagnan'ny fahandrena ndraiky zay fahaizagna jiaby no mivôny.

1
02/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Magnambara zany zaho mbô tsy hoïsy hitariky areo amin'nylahabôlagna mandresy lahatra. \v 5 Na dia tsy miaraka aminareo akao amin'ny fagnahy. Ravo zaho mahita ny filaminagnanareo tsara ndraiky ny tanjakin'ny finoagnanareo an'i Kristy.

1
02/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Koa nangala an'i Kristy Tompo areo, dia mandihiana akao Aminazy. \v 6 Mifotôra mafy Aminazy, mioraigna akao Aminazy, mioraigna amin'ny finoagna zay afa nampianarigny areo, aveo mazotoa magnamia fisaoragna.

1
02/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Mitandraima mbô tsy hagnambaila ologno hambotro areo amin'ny alalan'ny filozofia na ny vandy foagna araka ny fatan'ny ologno, zay magnaraka ny toaitran'izao tontolo zao, fao tsy araka an'i Kristy. \v 9 Fao akao Aminazy no mipaitraka ny fahatsaran,ny taignan-Jagnahary jiaby.

1
02/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Feno areo akao Aminazy. Izy no lôhan'ny ngovo ndraiky ny fahefagna jiaby.\v 11 Tao Aminazy foagna koa areo no noforagna tamin'ny famoragna zay tsy natan'ny olombelogno amin'ny fangalagna ny nôfotro amin'ny vatagna, fao tamin'ny famoran'i Kristy.\v 12 Niaraka nalevigny Taminazy tamin'ny batisa areo, ary tao Aminazy no nananganagna areo tamin'ny alalan'ny finoagna mafin-Jagnahary, zay nanangagna azy tamin-jareo zay maty.

1
02/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Tamin'ny areo maty tamin'ny reo fahotagna ndraiky ny tsy fahavitan'ny nôfotronareo famoragna, izy no namelogno areo niaraka taminazy ndraiky nagnambaila atsika tamin'ny reo fahotantsika jiaby. [Fagnamarihagna: misy dikan-teny talôha sanany mivaky hoe: "ary nagnambaila ny fahotantsika jiaby"] \v 14 Nifafany ny fitanagna antsôratra ny trôsapm-pagnafahagna ndraiky reo fitsipiky mifanohitry tamintsika. Nalany zany jiaby zany ary nofantsiahany teo min'ny kakazo fijaliagna. \v 15 Nalany reo ngôvo ndraiky reo fahefagna, aveo zareo dia nagnano fampisehoagna ampahabemason-jareo, nandresy mihoatra an-jareo tamin'ny kakazo fijaliagna.

1
02/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Koa aza availa hoisy hitsara areo na amin'ny fihinanagna na amin'ny figiahagna, na amin'ny andro fety na amin'ny vôlagna vaovao, na amin'ny andro Sabata. \v 17 Zany no kandindagna reo raha hoavy, fao ny taigna izy dia i Kristy.

1
02/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Aza availa hoisy na zôvy na zôvy zay mila ny fanitrian-taigna ndraiky ny fideragnan'ny anjely hitsara areo kay tsy hazahoanareo ny lokanareo. Ny ologno karaha zany dia tsy miditry amin'ny raha hitany ary manjary mipoairapoaira amin'ny fisaignan'ny nôfotronazy. \v 19 Tsy mitagna ny lôhany izy. Zany dia avy amin'ny lôha zay namian-Jagnahary ny vatagna jiaby magnairagna reo vagnin-tahôlany ndraiky ny hôzany zay magnamia kay mitagna zany jiaby zany miharo; zany dia mitômbo miaraka amin'ny fampitomboagna namen-Jagnahary.

1
02/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Koa maty niaraka tamin'i Kristy areo tamin'ny toaitran'izao tontolo zao, nagnino ary areo no miaigny karaha ny voatery amin'ny tany: \v 21 "Aza mompôdy, aza magnandragna, ary aza mikasiky" ? \v 22 Zany raha jiaby zany dia ho an'ny fahalôvagna, araka ny torolalagna ndraiky ny fampianaran'olombelogno.\v 23 Regny fitsipiky regny dia managna fahendren'ny fomba fivavahagna, ny fanitrian-taigna zay natan'ny taignany manôkagna ary ny famphoriagna ny vatagna. Fao zareo dia tsy manan-danja amin'ny fanohairagna ny fandifairagna ny filagnan'ny nôfotro.

1
02/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 2

View File

@ -2,6 +2,10 @@
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
<<<<<<< HEAD
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
>>>>>>> 15b7c78233802d3ecb37a368463551cc986d40bb

View File

@ -33,7 +33,8 @@
],
"parent_draft": {},
"translators": [
"LAPTOP-IQHM9IOH"
"LAPTOP-IQHM9IOH",
"MAD104"
],
"finished_chunks": [
"01-01",
@ -53,6 +54,15 @@
"03-09",
"03-15",
"03-18",
"03-22"
"03-22",
"02-title",
"02-01",
"02-04",
"02-08",
"02-10",
"02-13",
"02-16",
"02-18",
"02-20"
]
}