Thu Oct 24 2019 12:48:17 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-24 12:48:18 -04:00
parent 4f1c8f53a3
commit 0834141526
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Vonoy, aveo, reo mpikambagna zay aketo an-tany ny filagna ratsy, fahalotoagna, firihaitany filagna, fagniriagna ratsy, aveo fahalanian-kanigny, zay fnompon-tsampy. Noho zany regny raha jiaby regny no hahatongavan'ny fahatezairan-Jagnahary amin'reo zanaky ny tsy fankatoavagna. [Fagnamarihagna eny amin'ny pejy: Ny dikan-teny taloha sasany mivaky hoe: "Noho regny raha regny no mahatonga ny fahatezairan-Jagnahary."] Tao amin'regny raha zay nadihiananareo regny taloha fogna koa
\v 5 \v 6 \v 7 \v 8 Vonoy, aveo, reo mpikambagna zay aketo an-tany ny filagna ratsy, fahalotoagna, firihaitany filagna, fagniriagna ratsy, aveo fahalanian-kanigny, zay fnompon-tsampy. Noho zany regny raha jiaby regny no hahatongavan'ny fahatezairan-Jagnahary amin'reo zanaky ny tsy fankatoavagna. [Fagnamarihagna eny amin'ny pejy: Ny dikan-teny taloha sasany mivaky hoe: "Noho regny raha regny no mahatonga ny fahatezairan-Jagnahary."] Tao amin'regny raha zay nadihiananareo regny taloha fogna koa raha mbôla niaigny tao amin'n regny areo. Fa avaizo areo dia tsy maintsy