xmw_2th_text_ulb/02/03.txt

1 line
579 B
Plaintext

\v 3 Aza ambaila hisy ôlogno hamadiky areo na amin'ny fomba karakôry. Fa tsy hoavy zany izy koa tsy avafaran'ny fahatongavan'ny fahalavoagna, avakeo ny lalahy mpanôratra lalàgna dia abolaigny, ny zanaka ny faharatagna. [Fanamariahagna: ny dikan-tsôratra talôha sasany dia mivaky hoe: "ary ny lalahy mpagnano raha tsy manjary dia abolaigny"]. \v 4 Izy lehy mamaly ndraiky mampiakatra ny haignianazy amin'ny raha jiaby antsôvigny hoe Zagnahary na lehy ivavahagna. Vokatra zany, dia nantotry tao amin'ny Tempolin-Jagnahary izy ary nagnambara haignianazy ho karaha Zagnahary.