xmw_2th_text_ulb/01/03.txt

1 line
658 B
Plaintext

\v 3 Zahay dia tôkony hagnamia fisaoragna Zagnahary hoanareo fogna, ry rahalahy. Fao zany no tsara tsabogny, satria tegna mitômbo fatatra ny finoagnanareo, ndraiky ny fitiavagna areo tsiaraikiaraiky dia mitômbo ho an'ny hafa. \v 4 Noho zany dia zahay haigninay dia mivolagna am-piraiharaihagna mahakasiky areo eo amin'reo fiangonan-Jagnahary. Zahay dia mikoragna ny mahakasika ny faharaitanareo aveo ny finoagnanareo tamin'ny zay raha jiaby nagninjaihagna areo. Mikoragna mahakasiky reo fahoriagna zay niaraitanareo. \v 5 Zany dia famantaragna ny fitsaragna marin-Jagnahary. Ny vokany dia hiraisigny ho mendriky ny fanjakan-Jagnahary zay nijalinareo areo.