auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-24 04:25:55 -04:00 committed by root
parent b5e5fda4e8
commit f1c96b3599
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 \v 9 Avakeo lehy taigna mpanôratra lalàgna dia habolaigny, zay hovonon'i Jesôsy amin'ny fofokaignin'ny vavany. Ny tômpo dia hinday azy amin'ny tsisy dikany amin'ny alalan'ny fiboahan'ny faviagnany. Ny faviagnan'ny lehy taigna mpanôratra lalàgna dia noho ny asan'ny Masantôko miaraka amin'ny ngôvo jiaby, reo famantaragna, ary reo fahagagagna tsy mitombigny, \v 10 avakeo miaraka amin'ny vandy jiaby ny amin'ny tsy fahamarignagna. Reo raha reo dia ho an'ny reo lehy very, satria zareo dia tsy nangala ny fitiavan'ny fahamarignagna mbô hahavoavonjy zareo.
\v 8 Avakeo lehy taigna mpanôratra lalàgna dia habolaigny, zay hovonon'i Jesôsy Tômpo amin'ny fofokaignin'ny vavany. Ny tômpo dia hinday azy amin'ny tsisy dikany amin'ny alalan'ny fiboahan'ny faviagnanazy.\v 9 Ny faviagnan'ny lehy taigna mpanôratra lalàgna dia noho ny asan'ny Masantôko miaraka amin'ny ngôvo jiaby, reo famantaragna, ary reo fahagagagna tsy mitombigny, \v 10 avakeo miaraka amin'ny vandy jiaby ny amin'ny tsy fahamarignagna. Reo raha reo dia ho an'ny reo lehy very, satria zareo dia tsy nangala ny fitiavan'ny fahamarignagna mbô hahavoavonjy zareo.