auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-24 04:25:55 -04:00 committed by root
parent ebb2bee3c4
commit 5e2e660abe
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fao zahay dia tôkony magnamia fisaoragna an-Jagnahary fôgna aminare, oa rahalahy nitiavin'ny Tômpo. Fa Zagnahary no nisafidy areo karaha reo voalôham-bokatra ho an'ny fagnavotagna amin'ny fagnamasiagnagna ny Fagnahy sindraiky ny fankatoavagna ny fahamarinagna. [Fanamariahagna: ny dikan-tsaoratra sasany dia magnan-jao: "Fa Zagnahary dia noisafidy areo rango tamin'ny voalôhany tagny ho an'ny fagnavotagna]. Zany no nagnantsôvan
Fao zahay dia tôkony magnamia fisaoragna an-Jagnahary fôgna aminare, oa rahalahy nitiavin'ny Tômpo. Fa Zagnahary no nisafidy areo karaha reo voalôham-bokatra ho an'ny fagnavotagna amin'ny fagnamasiagnagna ny Fagnahy sindraiky ny fankatoavagna ny fahamarinagna. [Fanamariahagna: ny dikan-tsaoratra sasany dia magnan-jao: "Fa Zagnahary dia noisafidy areo rango tamin'ny voalôhany tagny ho an'ny fagnavotagna]. Zany no nagnantsôvany areo tamin'ny alala'ny vaovao maharavoravo mbô hazahoantsika ny vogninahitr'i Jesôsy Kristy Tômpontsika.