xmw_1th_text_ulb/03/06.txt

1 line
436 B
Plaintext

\v 6 Fao homby tatô aminay avy tagny aminareo i Timoty ary nitondra ny vaovao maharavoravon'ny finoagna ndraiky fitiavanareo ho nihinay. Nivôlagna taminay izy fao areo dia managna fahatsiarovagna tsara zahay foagna, ary areo dia magniry mafy ny hahita zahay karaha ny fagnirianay hahita areo. \v 7 Noho zany, ry rahalahiky, zahay dia nampaherezinareo nohon'ny finoagnanareo, tao agnatin'ny fitaintaignagna ndraiky fahoriagnanay jiaby.