Sun Nov 17 2019 20:00:57 GMT-0800 (Pacific Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-11-17 20:00:57 -08:00
commit eb60c55fe0
39 changed files with 90 additions and 2 deletions

1
01/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1Paoly, Silasy, ave Timoty nandaiha akagny amin'ny fiangonan'ny reo Tesaloniana aka amin'ny Zagnahary Baba ndraiky Jesôsy Kristy Tômpo. Ho aminareo anie ny fahasoavagna sindraiky fiadanagna. [Fagnamarihagna reo dikan-teny sasany talôha dia mivaky:" Ho aminareo anie fahasoavagna ndraiky fiadanagna avy amin'ny Zagnahary Baba ndraiky Jesôsy Kristy Tômpo."]

1
01/02.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 2Magnomia fisaoragna an'i Zagnahary lalandava zahay ny aminare jiaby, kay magnomagna areo amim'ny vavakay. \v 3 Zahay dia tsy mijanogno ny mahatsiaro areo akeo alôhaka Zagnahary Babantsika ny asan'ny finoagnanareo, ny asan'ny fitiavagna, avakeo fahatokisagna mahadigny aila hoan' ny hoavy akao amin'ny Jesôsy Kristy Tompotsika.

1
01/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4Oà rahalahy tian-Jagnahary, hainay fao Izy dia afa nifidy are, \v 5 Satria filazantsaranay dia avy taminare tsy vôlagna fôgna, fao tamin'ny angôvo fôgna koa, tamin'ny Fagnahy Masigny, ary fahatahoragna fôntry. Mitovy amin-jany, are fôgna koa dia mahay hoe ôlogno karaha ino zahay akeo aminareo noho ny aminareo.

1
01/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6Nanjary tôrotôro zahay ndraiky Tômpo areo, tamin'ny nangalanare ny vôlagna tamin'ny ady sarotro gaida ndraiky fihavanagna avy amin'ny Fagnahy Masigny.\v 7vokatra zany, tonga ohatra hoan'ny jiaby lehy mankatô tagny Makedonia ndraiky Akaia koa.

1
01/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8Fao avy tamin-jareo no nagnenoan'ny vôlagn'i Tômpo, aveo tsy Makedonia ndraiky Akaia fôgna. Fao naifa, vôlagna amin'ny toeragna jiaby no iparitahan'ny finoagna an'i Zagnahary. Vokatra zany, dia tsy mila mivôlagna na ino na ino atsika. \v 9 Fao zare fôgna hivôlagna zay fandraisagna azonay teo aminareo. Zare dia nivôlagna fomba nitodiahanare tamin'i Zagnahary kay afaka taminjare ny sampy mbô hanompo an'i Zagnahary velogno ndraiky marigny.\v 10 Zare dia nitatitry fao areo dia nandigny ny zanany avy agny andagnitry, zay natsangana tamin'ireo maty. Jesôsy zany, lehy nagnala atsika amim' ny fahavigniragna ho avy.

1
01/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko 1

1
02/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Fao ny taignanareo dia mahay, ry rahalahy, fao ny favignanay teto aminareo dia tsy foagna. \v 2 Hainareo fao teo alôha dia nijaly aveo nalaim-baraka tagny Filipy zahay. Zahay dia nahasaiky tao amin-Jagnahary hagnambara taminareo ny vaovao mahafalin-Jagnahary tao agnatin'ny fanohairagna be.

1
02/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Satria ny fagnanaranay dia tsy avy tamin'ny fahadisoagna, na avy tamin'ny fahalotoagna, na avy tamin'ny vandy. \v 4 Fao naifa, araka ny fagnikaihan-Jagnahary zahay mbô hatokisagna amin'ny vaovao maharavoravo, noho zany dia mivolagna zahay. Mivolagna zahay, tsy mampiravoravo ny ologno, fao mampiravoravo an-Jagnahary. Izy lay mahay ny fônay.

1
02/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Satria dia tsy nampiasa na aforiagna na aforiagna regny teny rahôtagna zahay, araka ny hainareo, na koa ho fialan-tsigny amin'ny fagniriagna, satria Zagnahary no tomoanay.\v 6 Na koa nizaha ny vogninahitry avy aminy ologno zahay, na koa avy aminareo na avy amin-jareo hafa. Zahay dia afaka nitaky reo tombotsoa karaha reo apostolin'i Kristy.

1
02/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Fao naifa, zahay dia maora teo aminareo karaha niny mankahery ny zanany natairany. [ Fagnamarihagna: Reo dikan-teny hafa sanany dia mivaky magnan-tô: " Fao naifa, zahay dia mitôvy zazamadiniky teo aminareo, koafa mankahery ny zanany natairany ny nininy."] \v 8 Dia mitôvy zany ny nanagnanay fitiavagna ho anareo. Ravo zahay mirasa aminareo, tsy ny vaovao maharavoravo an-Jgnahary foagna, fao ny fiaignanay manôkagna foagna koa. Satria areo dia nanjary taigna tiànay.\v 9 Satria tsaroanareo, ry rahalahiky, ny asanay ndraiky ny fijalianay. Andro aman'aligny no niasanay mbô tsy ahavitanay mampitonga mavaisatra ny araiky aminareo. Tamin-jany fotoagna zany, dia nitôry ny vaovao maharavoravon-Jagnahary taminareo zahay.

1
02/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Areo no tomoa, aveo Zagnahary ndraiky koa, fao masigny, ndraiky marigny, avekeo tsy manan-tsigny ny fitondran-taignanay teo aminareo zay mino.\v 11 Mitôvy zany ndraiky koa dia hainareo hoe nanankory no natanay taminareo tsiraikiraiky karaha ny atan'ny baba amin'ny zanany natairany, \v 12 nangavigny ndraiky nankahery aveo namporisiky areo zahay, mbô handaiha amin'ny fomba zay magnaiva an-Jagnahary, zay magnantso areo handaiha akao amin'ny fanjakagnany ndraiky ny voninahitrinazy manôkagna.

1
02/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Fao zany antony zany no isaoranay indraiky koa an-Jagnahary lalan-dava. Fao areo koafa nahazo avy taminay ny hafatran-Jagnahary zay regninareo, dia niraisinareo zany tsy karaha ny volagn'ologno. Fao naifa, niraisinareo zany araka zay marigny, dia ny volagnan-Jagnahary. Zany volagna zany ndraiky koa no miasa akeo aminareo zay mino.

1
02/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Satria areo, ry rahalahiky, dia nanjary karaha reo fiangonan-Jagnahary akagny Jodia zay amin'i Jesôsy Kristy. Fao areo ndraiky koa dia nijaly tamin'ny reo raha reo koa nohiny natan'ny reo tanindrazagna araiky aminareo, mitôvy ny nahazo zareo koa noho ny natan'ny Jiosy taminazy. \v 15 Zareo Jiosy no namono na an'i Jesôsy Kristy na zareo mpagnazary. Zareo Jiosy no nandroaka zahay. Tsy nisaotra an-Jagnahary zareo. Fao naifa, zareo dia fahavalon'ologno jiaby.\v 16 Zareo dia nagnadraova zahay tsy hivolagna amin-jareo Jentilisa mbô tsy hamonjiagna zareo regny. Vokatra zany dia mamano ny fahotan'ny aigniny lalan-dava zareo. Na fahavigniragna dia tsy maintsy avy akeo amin-jareo amin'ny farany.

1
02/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Tafisaraka taminareo zahay, ry rahalahiky, nandritra ny fotoagna fohy, tamin'ny fagna traihagna fao tsy tamin'ny fô. Taigna nazôto fatatra zahay, nagniry mafy, ny hahita ny sôranareo.\v 18 Satria nagniry ny handaiha aminareo zahay, zaho, Paoly, mazagna, naifa nanakagna zahay i Masantôko. \v 19 Fao ino moa fanantenagnanay hy ho avy, na aravoagna, na satro-bogninahitry ny fandrisiagna akeo agnatraihan'i Jesôsy Tompontsika amin'ny fiaviagnany? Moa tsy areo karaha zareo hafa koa moa? \v 20 Fao areo no vogninahitrinay ndraiky aravoagnanay.

1
02/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 2

1
03/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Nony zany , koafa tsy afaka niaritry zany eky zahay, dia neritreretinay fao tsara ny mipaitraka manaokagna tao Atena.\v 2 Nagnandaifa an'i Timoty zahay, rahalahinay ndraiky mpiara-miasa ho an-Jagnahary ao amin'ny vaovao mahafalin'i Kristy, mbô hagnamafy ndraiky hankahery momban'ny finoagnanareo. [Fagnamarihagna: ny dika-nteny sasany hafa talôha dia mivaky hoe: "Nagnandaifa an'i Timoty zahay, rahalahinay ary mpanompon- Jagnahary ao amin'ny vavao mahafalin'ny Kristy." \v 3 Natanay zany mbô tsy hisy ôlogno ho taitry noho ny fahoriagna reo. Fao ny taignanareo dia mahay fao zany no nagnirahagna atsika.

1
03/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Marigny tatôbe, koafa niaraka taminareo zahay, dia nivolagna mialôha taminareo fao atsika dia tsy maintsy ampahoriagna, ary niboaka zany, araka ny hainareo. \v 5 Noho zany antony zany, koafa tsy nahadigny zany eky zaho, dia nagniraka mbo ahaizako ny finoagnanareo. Angamba ny mpalaka fagnahy dia afa nalaka fagnahy areo, ary ho tsisy dikany ny asantsika.

1
03/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Fao homby tatô aminay avy tagny aminareo i Timoty ary nitondra ny vaovao maharavoravon'ny finoagna ndraiky fitiavanareo ho nihinay. Nivôlagna taminay izy fao areo dia managna fahatsiarovagna tsara zahay foagna, ary areo dia magniry mafy ny hahita zahay karaha ny fagnirianay hahita areo. \v 7 Noho zany, ry rahalahiky, zahay dia nampaherezinareo nohon'ny finoagnanareo, tao agnatin'ny fitaintaignagna ndraiky fahoriagnanay jiaby.

1
03/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Fao avaizo velogno zahay, izikoa mirikitry mafy amin'ny Tompo areo. \v 9 Fao fisaoragna manakory no azonay amegny an-Jagnahary ny aminareo, tamin'ny aravoagna jiaby zay anagnanay teo agnatraihan-Jagnaharinay avy aminareo? \v 10 Mivavaka mafy andro aman'aligny zahay biaka hahita ny endrikareo ndraiky hamatsy zay tsy ampy ao amin'ny finoagnanareo.

1
03/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Zagnahary Babantsika vokany, ary Jesôsy Tompontsika anie, hagnitsy ny lalagnanay ho aminareo. \v 12 Ny Tômpo anie hampômbo ndraiky hampiditry amin'ny fifankatiavanareo amin'ny hafa ndraiky ôlogno jiaby, hotry ny atanay aminareo koa.\v 13 Izy anie hagnamafy ny fônareo, kay mbô tsy hanantsigny amin'ny fahamasignagna zareo akeo agnatrehan-Jagnahary Babantsika, amin'ny fiavian'i Jesôsy Tompontsika mboan-jareo masigny jiaby.

1
03/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 3

1
04/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 2 Ary farany, oà rahalahy, mampahery ndraiky magnanatra are zahay aka amin' ny Tompo Jesôsy. Raha nahazo reo fampianaragna avy aminay are mahakasiky ny fomba tsy maintsy handihiananare ndraiky hampiravoravoagnare an' i Zagnahary, ny amin' io lalàgna andianagna io fogna koa, dia mbô hagnanaovanare mihoatra zany. \v 1 Fao are dia mahay fampianaragna zay namenay are tamin' ny alalan' ny Jesôsy Tompo.

1
04/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 \v 6 Fao zao no sitran-Jagnahary, dia ny hagnamasigny areo, mbô hialanareo amin'ny fijangajanganareo,\v 3 lehy ahaizan'ny tsiraikeraiky avy aminareo ny fomba azahoagna ny fanaka ny aigniny akao amin'ny fahamasignagna vogninahitra, \v 5 tsy amin'ny filan-dratsy(tôrotro reo jentilisa lehy tsy mahay zagnahary.) Aoka tsy hisy ôlognohandika na hagnaratsy ny rahalahiny amin-jany. Fao ny Tômpo no namaly amin'ny regny raha jiaby regny, karaha ny nampitandtraimanay mialôha ndraiky nitsangananay tomoa taminareo. .

1
04/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 \v 8 Fao Zagnahary tsy nagnantso zahay ho amin'ny fahalotoagna, fao amin'ny fahamasinagna. Noho zany lehy tsy magneky zany dia tsy magneky olôgno, fao Zagnahry, lehy nagnamia Fagnahy Masigny hoanareo

1
04/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 \v 10 \v 11 \v 12 Mahakasiky ny fifankatiavan'ny mpirahahy, tsy mila olôgnon-kafa areo hanôratra hoanareo, fao areo aignynareo dia nampianarin-Jagnahary mbô hifankatia. Atanareo tatô zany, hanareo rahalahy jiaby zay airan'iMakedonia. Fao zahay dia magnanatra areo, oà rahalahy, mbô hagnano mihoatra. Magnanatra areo koa zahay mbô hagnandragna hiaigny ampilaminagna, handiniky ny raharahanareo manokagna, aveo hiasa amin'ny aigninareo, araka ny nagnirahanay areo, mbô hanagnanareo fitondrantaigna tsara ake alohaka reo tsy mankatô avake tsy hanagna raha hampijaly.

1
04/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Fao tsy tianay tsy ho hanareo, oa rahalahy, ny mahakasika reo lehy afa naty, mbô tsy haharavagna areo tôrotrô reo ambiny lehy tsy managna antoko ny amin'ny hoavy. Fao raha mankato atsika fa Jesôsy dia maty ave nitsangagna ndraiky, dia karha zany koa no hitognoasan-Jagnahary miaraka amin'i Jesôsy reo lehy afa naty tao aminazy. Fao tô no nambaranay aminareo tamin'ny tenin'ny TOmpo, fao atsika lehy veligno, zay mbôla tavaila amin'ny faviagnan'ny Tompo, dia tsy hialôha tatô reo lehy afa maty.

1
04/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Fao ny aignin'ny Tômpo hirôrogno avy agny andagnitry. Ho tonga miaraka amin'ny feo ambony Izy, miaraka amin'ny feon'ny Arkanjely, aveo amin'ny trompetran-Jagnahary, ave ny maty akao amin'ny Kristy no hitsagnagna voalohany. Aveo atsika lehy velogno, lehy mbôla tavaila,hiaraka hiakatra aminjareo agny amin'ny rondro kay hitratro amin'ny Tompo agny amin'ny habakabaka. Aminjany die hiaraka amin'ny Tômpo lalandava atsika. Noho zany, mifankaheraiza amireo teny reo.

1
04/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
toko faha 4

1
05/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\c 5 \v 1 Avaizo mikasiky reo fotoagna ndraiky reo vanim-potoagna, ry rahalahy, tsy mila na ino na ino voasaoratra hoareo areo. \v 2 Fao areo haigninareo mahay tsara fao ny andron'ny Tompo dia ho avy mitôvy ny mpangalatra amin'ny aligny. \v 3 Koafa mivolagna zareo, "Miadagna sy milamigny," dia fahapotaihagna tsy hampoizigny no hoavy amin-jareo. Hitôvy ny fahararian'ny vaiavy bikibo koafa mitairaka zany. Tsy hoafaka hilaifa laste zareo.

1
05/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Fa areo, ry rahalahy, dia tsy agnatiny haizigny kay hahatakatra areo tsy hampoizigny ny mpangalatra ny andro. \v 5 Fa areo jiaby dia zanaky ny mazava ndraiky zanaky ny andro. Tsy zanaky ny haligny atsika na ny mahizigny. \v 6 Amin-jany, alôhy atsika tsy hoandry mitôvy ny fatan'ny ambiny. Fao naifa aoka atsika hiambigny ndraiky hahonon-taigna. \v 7 Fa reo zay mandry dia magnano zany amin'ny aligny, ary reo zay mamo dia magnano zany fogna koa amin'ny haligny.

1
05/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Fa raha mbôla an'ny andro atsika, dia tsy matsy mahonon-taigna atsika ary misikigny finoagna ndraiky fitiavagna ho fiarovan-tratra, ary ny antony ny famonjiagna amin'ny hoavy ho fiarovandaohan-tsika. \v 9 Fao Zagnahary tsy nagniraka atsika ho amin'ny fahatezairagna, fa hahazoagna ny famonjiagna amin'ny alalan'i Jesôsy Kristy Tompontsika. \v 10 Izy lehy maty ho antsika, na mifoha atsika na mandry, dia afaka miara-miaigny aminy. \v 11 Kay noho zany mifampionógna ary mifampaheraiza areo, hotry ny afa nitsabonare.

1
05/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Mangataka aminareo zahay, ry rahalahy, mbô hagnikaihanareo zay mikely aigny aminareo sy mitondra areo amin'ny Tompo ary zay magnanatra areo. \v 13 Mangataka areo fogna koa zahay mbô hagnaja zareo am-pitiavagna noho ny asan-jareo. Mihavàgna amin'ny haigninareo. \v 14 Magnanatra areo zahay, ry rahalahy: mampitandraima ny fikorontanagna, hampaherezo reo kivy, ampià reo malemy, maharaita amin'ny jiaby.

1
05/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Indro tsisy ôlogno mamaly ratsy ny ratsy na amin-jôvy na amin-jôvy. Fao naifa, mitsakaraha zay tsara ho an'ny tsiaraikiaraiky sy hoan'ny jiaby. \v 16 Miravoa lalandava. \v 17 Aza mijanogno mivavaka. \v 18 Mankasitraha amin'ny raha jiaby. Fao zany no sitrapon-Jagnahary ao amin'i Jesôsy Kristy aminareo.

1
05/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Aza mamono ny Fagnahy. \v 20 Aza magnano tsinotsinona reo faminaniagna. \v 21 Andramo ny raha jiaby. Mifikira amin'zay tsara. \v 22 Alao reo fisehoagnan'ny ratsy jiaby.

1
05/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 Zagnahary ny fiadanagna anie hampamasigny anao tantairaka. Aoka ny fagnahinareo jiaby, ny aigny, aveo ny vatagna dia hakajigny tsy hanantsigny ho amin'ny fahatongavan'ny Jesôsy Kristy Tompontsika. \v 24 Mahatoky lehy magnantso anao, lehy ariaky zay hagnano zany fogna koa.

1
05/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Ry rahalahy, mivavaha fogna koa hoanay. \v 26 Arabaio amin'ny fagnoraohagna masigny ny rahalahy jiaby. \v 27 Mangataka aminareo amin'ny Tompo zaho mbô ho vakigny amin'ny rahalahy jiaby tô taratasy tô. \v 28 Ho aminareo anie ny fahasoagna ny Jesôsy Kristy.

View File

@ -1,3 +1,4 @@
<<<<<<< HEAD
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
@ -27,3 +28,20 @@ You do not have to comply with the license for elements of the material in the p
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
# License
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
>>>>>>> 6222b37c18ee05b1bbe8cc650ca83479d7025ee7
=======
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
>>>>>>> c32c0379348df629d07d65c56f7c652c1c34807e
>>>>>>> 184edd023a24bd0134f4a130cd9c51eae6e6fc99

1
front/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
1Tesalonianiana

View File

@ -32,6 +32,39 @@
}
],
"parent_draft": {},
"translators": [],
"finished_chunks": []
"translators": [
"LAPTOP-IQHM9IOH",
"MAD104",
"MAD107"
],
"finished_chunks": [
"05-01",
"05-04",
"05-08",
"05-12",
"05-15",
"05-19",
"05-23",
"05-25",
"02-title",
"02-03",
"02-05",
"02-07",
"02-10",
"02-13",
"02-14",
"02-17",
"03-01",
"03-04",
"03-06",
"03-08",
"03-11",
"02-01",
"front-title",
"01-title",
"01-01",
"01-02",
"01-04",
"01-08"
]
}