auto save

This commit is contained in:
MAD104 2019-10-24 01:46:25 -04:00 committed by root
parent ccee9215be
commit 9da35484de
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 \v 9 Fao naifa, zahay dia maora teo aminareo karaha niny mankahery ny zanany natairany. [ Fagnamarihagna: Reo dikan-teny hafa sanany dia mivaky magnan-tô: " Fao naifa, zahay dia mitôvy zazamadiniky teo aminareo, koafa mankahery ny zanany natairany ny nininy."] \v 8 Dia mitôvy zany ny nanagnanay fitiavagna ho anareo. Ravo zahay mirasa aminareo, tsy ny vaovao maharavoravo an-Jgnahary foagna, fao ny fiaignanay manôkagna foagna koa. Satria areo dia nanjary taigna tiànay. Satria tsaroanareo, ry rahalahiky, ny asanay ndraiky ny fijalianay. Andro aman'aligny no niasanay mbô tsy ahavitanay mampitonga mavaisatra ny araiky aminareo. Tamin-jany fotoagna zany, dia nitôry ny vaovao maharavoravon-Jagnahary taminareo zahay.
\v 7 Fao naifa, zahay dia maora teo aminareo karaha niny mankahery ny zanany natairany. [ Fagnamarihagna: Reo dikan-teny hafa sanany dia mivaky magnan-tô: " Fao naifa, zahay dia mitôvy zazamadiniky teo aminareo, koafa mankahery ny zanany natairany ny nininy."] \v 8 Dia mitôvy zany ny nanagnanay fitiavagna ho anareo. Ravo zahay mirasa aminareo, tsy ny vaovao maharavoravo an-Jgnahary foagna, fao ny fiaignanay manôkagna foagna koa. Satria areo dia nanjary taigna tiànay.\v 9 Satria tsaroanareo, ry rahalahiky, ny asanay ndraiky ny fijalianay. Andro aman'aligny no niasanay mbô tsy ahavitanay mampitonga mavaisatra ny araiky aminareo. Tamin-jany fotoagna zany, dia nitôry ny vaovao maharavoravon-Jagnahary taminareo zahay.