auto save

This commit is contained in:
MAD104 2019-10-24 10:29:41 -04:00 committed by root
parent 7c35150536
commit 9152af3fba
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Nony zany , koafa tsy afaka niaritry zany eky zahay, dia neritreretinay fao tsara ny mipaitraka manaokagna tao Atena.\v 2 Nagnandaifa an'i Timoty zahay, rahalahinay ndraiky mpiara-miasa ho an-Jagnahary ao amin'ny vaovao mahafalin'i Kristy, mbo hagnamafy ndraiky hankahery momban'ny finoagnanareo. [Fagnamarihagna: ny dika-nteny sasany hafa talôha dia mivaky hoe: "Nagnandaifa an'i Timoty zahay, rahalahinay ary mpanompon- Jagnahary ao amin'ny vavao mahafalin'ny Kristy." \v 3 Natanay zany mao tsy hisy ologno ho taitry noho ny fahoriagna reo. Fao ny taignanareo dia mahay fao zany no nanindriagna atsika.
\v 1 Nony zany , koafa tsy afaka niaritry zany eky zahay, dia neritreretinay fao tsara ny mipaitraka manaokagna tao Atena.\v 2 Nagnandaifa an'i Timoty zahay, rahalahinay ndraiky mpiara-miasa ho an-Jagnahary ao amin'ny vaovao mahafalin'i Kristy, mbô hagnamafy ndraiky hankahery momban'ny finoagnanareo. [Fagnamarihagna: ny dika-nteny sasany hafa talôha dia mivaky hoe: "Nagnandaifa an'i Timoty zahay, rahalahinay ary mpanompon- Jagnahary ao amin'ny vavao mahafalin'ny Kristy." \v 3 Natanay zany mao tsy hisy ologno ho taitry noho ny fahoriagna reo. Fao ny taignanareo dia mahay fao zany no nanindriagna atsika.