Sun Nov 17 2019 17:48:50 GMT-0800 (Pacific Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-11-17 17:48:51 -08:00
commit 4c9bb299b0
17 changed files with 36 additions and 2 deletions

1
02/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Fao ny taignanareo dia mahay, ry rahalahy, fao ny favignanay teto aminareo dia tsy foagna. \v 2 Hainareo fao teo alôha dia nijaly aveo nalaim-baraka tagny Filipy zahay. Zahay dia nahasaiky tao amin-Jagnahary hagnambara taminareo ny vaovao mahafalin-Jagnahary tao agnatin'ny fanohairagna be.

1
02/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Satria ny fagnanaranay dia tsy avy tamin'ny fahadisoagna, na avy tamin'ny fahalotoagna, na avy tamin'ny vandy. \v 4 Fao naifa, araka ny fagnikaihan-Jagnahary zahay mbô hatokisagna amin'ny vaovao maharavoravo, noho zany dia mivolagna zahay. Mivolagna zahay, tsy mampiravoravo ny ologno, fao mampiravoravo an-Jagnahary. Izy lay mahay ny fônay.

1
02/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Satria dia tsy nampiasa na aforiagna na aforiagna regny teny rahôtagna zahay, araka ny hainareo, na koa ho fialan-tsigny amin'ny fagniriagna, satria Zagnahary no tomoanay.\v 6 Na koa nizaha ny vogninahitry avy aminy ologno zahay, na koa avy aminareo na avy amin-jareo hafa. Zahay dia afaka nitaky reo tombotsoa karaha reo apostolin'i Kristy.

1
02/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Fao naifa, zahay dia maora teo aminareo karaha niny mankahery ny zanany natairany. [ Fagnamarihagna: Reo dikan-teny hafa sanany dia mivaky magnan-tô: " Fao naifa, zahay dia mitôvy zazamadiniky teo aminareo, koafa mankahery ny zanany natairany ny nininy."] \v 8 Dia mitôvy zany ny nanagnanay fitiavagna ho anareo. Ravo zahay mirasa aminareo, tsy ny vaovao maharavoravo an-Jgnahary foagna, fao ny fiaignanay manôkagna foagna koa. Satria areo dia nanjary taigna tiànay.\v 9 Satria tsaroanareo, ry rahalahiky, ny asanay ndraiky ny fijalianay. Andro aman'aligny no niasanay mbô tsy ahavitanay mampitonga mavaisatra ny araiky aminareo. Tamin-jany fotoagna zany, dia nitôry ny vaovao maharavoravon-Jagnahary taminareo zahay.

1
02/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Areo no tomoa, aveo Zagnahary ndraiky koa, fao masigny, ndraiky marigny, avekeo tsy manan-tsigny ny fitondran-taignanay teo aminareo zay mino.\v 11 Mitôvy zany ndraiky koa dia hainareo hoe nanankory no natanay taminareo tsiraikiraiky karaha ny atan'ny baba amin'ny zanany natairany, \v 12 nangavigny ndraiky nankahery aveo namporisiky areo zahay, mbô handaiha amin'ny fomba zay magnaiva an-Jagnahary, zay magnantso areo handaiha akao amin'ny fanjakagnany ndraiky ny voninahitrinazy manôkagna.

1
02/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Fao zany antony zany no isaoranay indraiky koa an-Jagnahary lalan-dava. Fao areo koafa nahazo avy taminay ny hafatran-Jagnahary zay regninareo, dia niraisinareo zany tsy karaha ny volagn'ologno. Fao naifa, niraisinareo zany araka zay marigny, dia ny volagnan-Jagnahary. Zany volagna zany ndraiky koa no miasa akeo aminareo zay mino.

1
02/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Satria areo, ry rahalahiky, dia nanjary karaha reo fiangonan-Jagnahary akagny Jodia zay amin'i Jesôsy Kristy. Fao areo ndraiky koa dia nijaly tamin'ny reo raha reo koa nohiny natan'ny reo tanindrazagna araiky aminareo, mitôvy ny nahazo zareo koa noho ny natan'ny Jiosy taminazy. \v 15 Zareo Jiosy no namono na an'i Jesôsy Kristy na zareo mpagnazary. Zareo Jiosy no nandroaka zahay. Tsy nisaotra an-Jagnahary zareo. Fao naifa, zareo dia fahavalon'ologno jiaby.\v 16 Zareo dia nagnadraova zahay tsy hivolagna amin-jareo Jentilisa mbô tsy hamonjiagna zareo regny. Vokatra zany dia mamano ny fahotan'ny aigniny lalan-dava zareo. Na fahavigniragna dia tsy maintsy avy akeo amin-jareo amin'ny farany.

1
02/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Tafisaraka taminareo zahay, ry rahalahiky, nandritra ny fotoagna fohy, tamin'ny fagna traihagna fao tsy tamin'ny fô. Taigna nazôto fatatra zahay, nagniry mafy, ny hahita ny sôranareo.\v 18 Satria nagniry ny handaiha aminareo zahay, zaho, Paoly, mazagna, naifa nanakagna zahay i Masantôko. \v 19 Fao ino moa fanantenagnanay hy ho avy, na aravoagna, na satro-bogninahitry ny fandrisiagna akeo agnatraihan'i Jesôsy Tompontsika amin'ny fiaviagnany? Moa tsy areo karaha zareo hafa koa moa? \v 20 Fao areo no vogninahitrinay ndraiky aravoagnanay.

1
02/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 2

1
03/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Nony zany , koafa tsy afaka niaritry zany eky zahay, dia neritreretinay fao tsara ny mipaitraka manaokagna tao Atena.\v 2 Nagnandaifa an'i Timoty zahay, rahalahinay ndraiky mpiara-miasa ho an-Jagnahary ao amin'ny vaovao mahafalin'i Kristy, mbô hagnamafy ndraiky hankahery momban'ny finoagnanareo. [Fagnamarihagna: ny dika-nteny sasany hafa talôha dia mivaky hoe: "Nagnandaifa an'i Timoty zahay, rahalahinay ary mpanompon- Jagnahary ao amin'ny vavao mahafalin'ny Kristy." \v 3 Natanay zany mbô tsy hisy ôlogno ho taitry noho ny fahoriagna reo. Fao ny taignanareo dia mahay fao zany no nagnirahagna atsika.

1
03/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Marigny tatôbe, koafa niaraka taminareo zahay, dia nivolagna mialôha taminareo fao atsika dia tsy maintsy ampahoriagna, ary niboaka zany, araka ny hainareo. \v 5 Noho zany antony zany, koafa tsy nahadigny zany eky zaho, dia nagniraka mbo ahaizako ny finoagnanareo. Angamba ny mpalaka fagnahy dia afa nalaka fagnahy areo, ary ho tsisy dikany ny asantsika.

1
03/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Fao homby tatô aminay avy tagny aminareo i Timoty ary nitondra ny vaovao maharavoravon'ny finoagna ndraiky fitiavanareo ho nihinay. Nivôlagna taminay izy fao areo dia managna fahatsiarovagna tsara zahay foagna, ary areo dia magniry mafy ny hahita zahay karaha ny fagnirianay hahita areo. \v 7 Noho zany, ry rahalahiky, zahay dia nampaherezinareo nohon'ny finoagnanareo, tao agnatin'ny fitaintaignagna ndraiky fahoriagnanay jiaby.

1
03/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Fao avaizo velogno zahay, izikoa mirikitry mafy amin'ny Tompo areo. \v 9 Fao fisaoragna manakory no azonay amegny an-Jagnahary ny aminareo, tamin'ny aravoagna jiaby zay anagnanay teo agnatraihan-Jagnaharinay avy aminareo? \v 10 Mivavaka mafy andro aman'aligny zahay biaka hahita ny endrikareo ndraiky hamatsy zay tsy ampy ao amin'ny finoagnanareo.

1
03/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Zagnahary Babantsika vokany, ary Jesôsy Tompontsika anie, hagnitsy ny lalagnanay ho aminareo. \v 12 Ny Tômpo anie hampômbo ndraiky hampiditry amin'ny fifankatiavanareo amin'ny hafa ndraiky ôlogno jiaby, hotry ny atanay aminareo koa.\v 13 Izy anie hagnamafy ny fônareo, kay mbô tsy hanantsigny amin'ny fahamasignagna zareo akeo agnatrehan-Jagnahary Babantsika, amin'ny fiavian'i Jesôsy Tompontsika mboan-jareo masigny jiaby.

1
03/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 3

View File

@ -2,6 +2,10 @@
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
<<<<<<< HEAD
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
>>>>>>> 6222b37c18ee05b1bbe8cc650ca83479d7025ee7

View File

@ -33,7 +33,8 @@
],
"parent_draft": {},
"translators": [
"LAPTOP-IQHM9IOH"
"LAPTOP-IQHM9IOH",
"MAD104"
],
"finished_chunks": [
"05-01",
@ -43,6 +44,20 @@
"05-15",
"05-19",
"05-23",
"05-25"
"05-25",
"02-title",
"02-03",
"02-05",
"02-07",
"02-10",
"02-13",
"02-14",
"02-17",
"03-01",
"03-04",
"03-06",
"03-08",
"03-11",
"02-01"
]
}