diff --git a/04/09.txt b/04/09.txt index 32a0cd9..c04a4e7 100644 --- a/04/09.txt +++ b/04/09.txt @@ -1 +1 @@ -\v 9 \v 10 \v 11 \v 12 Mahakasiky ny fifankatiavan'ny mpirahahy, tsy mila olôgnon-kafa areo hanôratra hoanareo, fao areo aignynareo dia nampianarin-Jagnahary mbô hifankatia. Atanareo tatô zany, hanareo rahalahy jiaby zay airan'iMakedonia. Fao zahay dia magnanatra areo, oà rahalahy, mbô hagnano mihoatra. Magnanatra areo koa zahay mbô hagnandragna hiaigny ampilaminagna, handiniky ny raharahanareo manokagna, \ No newline at end of file +\v 9 \v 10 \v 11 \v 12 Mahakasiky ny fifankatiavan'ny mpirahahy, tsy mila olôgnon-kafa areo hanôratra hoanareo, fao areo aignynareo dia nampianarin-Jagnahary mbô hifankatia. Atanareo tatô zany, hanareo rahalahy jiaby zay airan'iMakedonia. Fao zahay dia magnanatra areo, oà rahalahy, mbô hagnano mihoatra. Magnanatra areo koa zahay mbô hagnandragna hiaigny ampilaminagna, handiniky ny raharahanareo manokagna, a \ No newline at end of file