xmv_rom_text_reg/01/01.txt

1 line
291 B
Plaintext

\c 1 \v 1 Paoly, mpanompon'i Jesosy kristy, voakaiky ho apostoly, ary nataoka ho mpitory filazan-tsaran-dragnahary. \v 2 Io i filazan-tsara efa nampagnatenainy taloha, baka tamin'ny iro mpaminany tagnatiny soratra masigny. \v 3 Zegny mikasiky zanany lahy, avy mbaka tamin'ny taranaka Davida.