xmv_rom_text_reg/15/30.txt

1 line
440 B
Plaintext

\v 30 Niany mampirisiky anaro za, ry rahalahy, amin'ny Jesosy Tompontsika, draiky amin'ny fitiavan'ny Fanahy, mba hiharaka hiady aminaka anaro amin'ny vavaka ataonaro amin-dragnahary. \v 31 Mivavaka mba ho avotro amin-dro izay tsy mankasitraka agny Jodia za, ary mba heken-dro mpino any Jerosalema ny fanompoako.\v 32 Mivavaha mba hihaviako aminaro ankaravoagna amin'ny sitrapo-Dragnahary, ary hahafako, mahita fitsaragna, miaraka aminaro.