xmv_rom_text_reg/14/07.txt

1 line
349 B
Plaintext

\v 7 Tsisy miaigny amin'ny vatagnanany atsika, bako tsisy maty ho an'ny vatagnanany.\v 8 Izy koa miaigny atsika, miaiagny ho an'ny Tompo, izy koa maty atsika, maty ho an'ny Tompo. Dikany zegny na velogno na maty atsika, nihin'ny Tompo. \v 9 Baka amin'ny antony zegny nahafatesan'i Kristy draiky nahavelogno Izy, mba haviany sady Tompon'ny veelogno.