xmv_rom_text_reg/12/19.txt

1 line
434 B
Plaintext

\v 19Aza mamaly ny ratsy tegnanarô, fa amaizà lalagna ny fahatezeran-dRagnahary. Satria efa voasoratra tagny: '"Ninaka ny vali-faty, donc zaho hamaly izy; nambaran'i Tompo."\v 20Izy koa mosâry ny fahavalonao, aza misalasala eky fa amaiza anigny izy.raha mangetaheta izy,amaiza rano higiagna izy. Raha ohatra nagnano zegny anao hamoro ny vain'ny môtro anambo ny lohany." \v 21Reseo amin'ny tsara ny ratsy fa aza mety resen'ny ratsy