xmv_rom_text_reg/12/09.txt

1 line
235 B
Plaintext

\v 9 Aoka ny fitiavagna tsy hisy fitsaram-belatsihy. Mankahalà ny ratsy; mifikira mafy amin'ny tsara.\v 10 Mifankatiava mitova amin'ny mpirahalahy; mifankatiava aby anarô tsy araiky araiky, mifagnamezam-boninahitra ary mifagnajàha.