xmv_rom_text_reg/06/01.txt

1 line
324 B
Plaintext

\v 1Ino basy hivolagnitsika? Tokony hanohy amin'ny fahotogna fo mba atsika hanogan'ny fahatsaragna? \v 2Tsisy feky zegny. Atsika zegny maty amin'ny adalagna, amin'ny fomba akory koa bola hiaignatsika amin'ny zegny?\v 3 Tsy hainarô mba irô jiaby natao batisa tao amin'i Kristy Jesosy natao batisa tao amin'ny fahafatesany?