xmv_rom_text_reg/05/20.txt

1 line
353 B
Plaintext

\v 20 Fa navy ny lalàgna, hampitombo fahadisoagna. Kanefa, izy kofa nitombo ny fahotagna, vao maika nitombo koa ny fahasoavagna. \v 21 Nitranga raha zegny baiky karaha nanjakan'ny fahotagna tamin'ny fahafatesagna koa ny hanjakan'ny fahasoavagna baka avy amin'ny fahamarinagna ho amin'ny fiainagna mandrakizay baka avy amin'ny Jesosy Kristy Tompontsika.