xmv_rom_text_reg/05/12.txt

1 line
384 B
Plaintext

\v 12 Noho izegny, mitovy tamin'ny nidiran'ny ota tamin'olo araiky tamin'izao tontolo izao, karaha zegny koa nidiran'ny fahafatesagna tamin'ny alalan'ny ota. Abokô, niparitaka tamin'olo jiaby ny fahafatesagna, fotony, samby nanota aby olo jiaby. \v 13 Nandrapisian'ny lalàgna, lasa navy teto amin'izao tontolo izao teto ny ota, fa tsisy fagnisana fahotagna izy kofa tsisy lalàgna.