xmv_rom_text_reg/05/01.txt

1 line
445 B
Plaintext

\c 5 \v 1 Satria namarignigny tamin'ny finoagnantsika atsika, noho zaigny, managna fiadanagna miaraka amin-dRagnahary amin'ny alalan'ny Tompontsika Jesosy Kristy atsika. \v 2 Navy baka aminany koa no anagnantsika lalagna amin'ny finoagna midriky amin'izegny fahasoavagna zegny, izay itsanganantsika. Miravoravo amin'ny fahatokiagna amian-dRagnahary zahay amin'ny ho avy zahay, fahatokiagna izay horasaintsika ao amin'ny voninahitrin-dRagnahary.