xmv_rom_text_reg/02/15.txt

1 line
417 B
Plaintext

\v 15 Kay baka amin'izegny, ahafahagna magnaboaka irô ny asa angatahin'ny lalàgna voasaoratra am-pondrô. Ny fieritreretandrô fo koa ho vavolombelognon-drô, avy iô, ny dinikindrô manaokagna nata magnameloko, na miaro irô amin'ny tegnandrô. \v 16 Ndraiky amin'ny Zagnahary izaigny hiboaka amin'ny andro hitsaran-dRagnahary irô tsy ambaratelon'olo jiaby, araka ny filazantsara amin'ny alalan'ny Jesosy Kristy.