xmv_rom_text_reg/02/05.txt

1 line
408 B
Plaintext

\v 5 Fa izegny noho ny hamafin'ny fonarô ndraiky ny tsy fahaizanarô mibebaka mahatonga anarô hamory heloko amin'ny tegnanarô amin'ny andro fahatezeragna, amin'io fotoagna io tegna anehoagna ny fitsaragnan-dRagnahary. \v 6 Ny fanagnanarô ny faharetagna ndraiky ny fahaizagna magnano tsara isan'andro, \v 7 mety ahazahoanao ny dera, voninahitra, ndraiky ny tsy fahafatesagna amin'ny fiainagna mandrakizay.