Fri Jan 24 2020 15:40:05 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-01-24 15:40:06 -05:00
commit bf18405c89
13 changed files with 37 additions and 6 deletions

View File

@ -1 +1,5 @@
Chapitre 3
<<<<<<< HEAD
Chapitre 3
=======
chapitre 3
>>>>>>> d1a684c6430ca036ad3cd6a38c47a27b5b42a374

1
12/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Zaho mangataka aminarô zegny ralako nohon'ny famindram-pon-dRagnahary, mba hanolotra ny vatagnanarô ho sôrôgno masigny sady eken-dRagnahary. Araka ny tôkony izy fanompoanarô. \v 2 Aza magnaraka fanaony izao tontolo izao, fa miövà amin'ny fagnavaozagna ny saigninarô, mba hamantaranarô tegna sitrapon-dRagnahary tsara sady ankasitrahany, marigny.

1
12/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Nohon'ny fahasoavagna namiagna zaho, agnambarako amin'olo jiaby aminarô. fa tsy tôkony hanagnanarô menimeny agnambon'ny tegnany mihoatra ny tôkony ho eritreretiny. Fa izegny ndraiky, tôkony eritreretriny am-pahendregna irô iô, karah nagnamaizan-dRagnahary lanjam-pinoagna ny tsirairay.

1
12/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Fa managna rantsagna maro amin'ny vatagnatsika, \v 5 kanefa tsy mitovy aby ny asan-ndrô rantsagna iô.

1
12/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6Managna ny fanomezam-pahasoavagna samihafa atsika,arakany fahasoavagna. \v 7Raha ny faminaniangna ny fagnamaignazagna ny fahasoavagna. Kay atao araka ny haben'ny finoagnany. Raha ny fanompoagnany fagnamaizagnam-pahasoavagna, kay aoka atao izy hanompo. Fa raha nisy olo araiky nahazo fanomezam-pahasovagna hampianatra,aoka izy hampianatra.\v 8Raha ny fampaherezagna ny fanomezam-pahasovagna araiky, aoka izy hampahery.Raha magnamia ny fanomezam-pahasoavagna araiky, aoka izy agnano izay ampelatagnanany. Raha ohatra hitarika ny fanomezam-pahasoavagna araiky, kay aoka izegny ho vita am-pitandremagna. Raha agnaboaka fangoraham-po ny fanomezam-pahasoavagna araiky, aoka izy ho vita hampiravoravogna.

1
12/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Aoka ny fitiavagna tsy hisy fitsaram-belatsihy. Mankahalà ny ratsy; mifikira mafy amin'ny tsara.\v 10 Mifankatiava mitova amin'ny mpirahalahy; mifankatiava aby anarô tsy araiky araiky, mifagnamezam-boninahitra ary mifagnajàha.

1
12/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11Mazotoa, fa kaza kamo, Aoka hafana fo amin'nyfanompoagna ny Tompo. Mifalia amin'ny fahatokiagna hanagnanao mômba ny ho avy.\v 12Maharetà amin'ny probleminao jiaby. Mivavaha hatrany.\v 13 Mifampizarà amin'ndrô mpino. Mitadiavà fomba maro mba hahatonga olo hiditry an-tragnônao.

1
12/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Misaôra amin'ndrô olo magnenjiky anao; misaôra salakady aza magnozogno. \v 15 Mahaizà miaraka mifaly amin'ndrô olo ravoravo koa miarahà mitomoangny amin'ndrô mitomoangny. \v 16 Mitovia fisaignana amin'olo tsy araiky araiky. Aza misaigna amin'ny fomba fireharehagna, fa ekeo irô olo ambany. Aza mihevitry tegnanao tegna misy jery.

1
12/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Aza mamaly ny ratsy. Magnanaôva zaka maro tsara amin'ny mason'olo jiaby. \v 18 Raha azo atao, mivavaha hoan'olo jiaby, arak'izay vitanao.

1
12/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19Aza mamaly ny ratsy tegnanarô, fa amaizà lalagna ny fahatezeran-dRagnahary. Satria efa voasoratra tagny: '"Ninaka ny vali-faty, donc zaho hamaly izy; nambaran'i Tompo."\v 20Izy koa mosâry ny fahavalonao, aza misalasala eky fa amaiza anigny izy.raha mangetaheta izy,amaiza rano higiagna izy. Raha ohatra nagnano zegny anao hamoro ny vain'ny môtro anambo ny lohany." \v 21Reseo amin'ny tsara ny ratsy fa aza mety resen'ny ratsy

View File

@ -1 +1,5 @@
chapitre 12
<<<<<<< HEAD
chapitre 12
=======
Chapitre 12
>>>>>>> d1a684c6430ca036ad3cd6a38c47a27b5b42a374

View File

@ -1,6 +1,7 @@
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
# License
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
@ -13,6 +14,8 @@ This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
>>>>>>> e1267562d6c6e0d10e47cbc178256c431efb51c0
=======
>>>>>>> 845bbe321cc365ea3b724306e82a6d7e2830a91b
=======
>>>>>>> d1a684c6430ca036ad3cd6a38c47a27b5b42a374
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
@ -42,8 +45,11 @@ You do not have to comply with the license for elements of the material in the p
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
>>>>>>> a2442749993e15a4bb782ad2d04aa5ea873dbc4f
=======
>>>>>>> e1267562d6c6e0d10e47cbc178256c431efb51c0
=======
>>>>>>> 845bbe321cc365ea3b724306e82a6d7e2830a91b
=======
>>>>>>> d1a684c6430ca036ad3cd6a38c47a27b5b42a374

View File

@ -36,7 +36,8 @@
"LAPTOP-2USC8DL3",
"MAD114",
"MAD112",
"MAD113"
"MAD113",
"MAD116"
],
"finished_chunks": [
"02-title",
@ -52,7 +53,6 @@
"02-23",
"02-25",
"02-28",
"03-title",
"03-01",
"03-03",
"03-05",
@ -78,7 +78,6 @@
"05-16",
"05-18",
"05-20",
"12-title",
"13-title",
"13-03",
"13-06",
@ -190,6 +189,15 @@
"15-26",
"15-28",
"15-30",
"15-33"
"15-33",
"12-01",
"12-03",
"12-04",
"12-06",
"12-09",
"12-11",
"12-14",
"12-17",
"12-19"
]
}